|
|
|
|

Teny iditra mioritra (oritra)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
 Miforiporitra: Nioritra ny lamba tao am-bata ka pasohy alohan' ny hitondranao azy [1.1]
 être froissé [1.3]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : mioritra
Ny lasa : nioritra
Ny hoavy : hioritra

Teny iditra mioritra (oritra)
Sokajin-teny anarana
 Folaka, pitsoka: Nibolisatra tao an-tokotany aho ka nioritra ny tanako [1.1]
 Mivadi-kozatra [1.13]
 To be sprained [1.2]
 être foulé [1.3]
 Entorse [1.13]
Voambolana 
Ohatra Ny mioritra mafy dia maharitra 3 na 4 herinandro vao sitrana. [2.424]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : mioritra
Ny lasa : nioritra
Ny hoavy : hioritra

Teny iditra mioritra (oritra)
Sokajin-teny mpamaritra
 Divided, parted. [1.2]

Nohavaozina tamin' ny 2023/10/16