| Teny iditra | mioty (oty) | ||||||||
| Sokajin-teny | matoantenin' ny mpanao | ||||||||
| Manapaka (voankazo na voninkazo) hiala amin' ny tahony, manaisotra hiala amin' ny tahony: Lasa nioty voninkazo any an-jaridaina any izy [1.1] | |||||||||
| To pick fruit; to pick flowers [1.7] | |||||||||
| Cueillir des fruits, des légumes, des fleurs [1.8] | |||||||||
| Ohatra | Maizimaizina no mandeha mioty ny voany ny tena.
[2.472] | ||||||||
| Haiendriteny |
| ||||||||
| Nohavaozina tamin' ny 2023/08/11 |
|