|
|
|
|

Teny iditra mipasoka (pasoka)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
 Mandama, mandambolambo, manindry amin' ny vy hafanaina: Maika izy fa mbola hipasoka ny akanjo hoentiny rahampitso alahady
Voalama, voatsindrin' ny vy nohafanaina: Mitondra akanjo tsy mipasoka
Mandrindra tsara: Loza iny raha hipasopaso-teny [1.1]
 To smooth; to iron; to palliate. The reduplicated forms of the above are used with the same meanings [1.2]
 To iron clothing [1.7]
 Repasser le linge [1.8]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : mipasoka
Ny lasa : nipasoka
Ny hoavy : hipasoka
Filaza mandidy : mipasoha

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20