|
|
|
|

Teny iditra mipilapilaka (pilapilaka)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
 Mihetsiketsika mba hanaitra ny mason' ny lehilahy, mijefijefy, mijejojejo, mijilajila [1.1]
 To be frisky, to act wantonly. [1.2]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : mipilapilaka
Ny lasa : nipilapilaka
Ny hoavy : hipilapilaka
Filaza mandidy : mipilapilaha
Tovy hevitra mipilaka

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/05