|
|
|
|

Teny iditra mipitsoka (pitsoka)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
 Folaka, mioritra: Mipitsoka ny tongony
Simba: Nipitsoka ny famantaranandroko [1.1]
 To be sprained [1.7]
 Se déboîter [1.8]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : mipitsoka
Ny lasa : nipitsoka
Ny hoavy : hipitsoka
Filaza mandidy : mipitsoha

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20