|
|
|
|

Teny iditra mipoka (poka)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
 Midona, migona, mikatroka: Nipoka tamin' ny vato ny siny ka vaky [1.1]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : mipoka
Ny lasa : nipoka
Ny hoavy : hipoka
Filaza mandidy : mipoha

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20