| Teny iditra |
mipololotra
(pololotra)
|
| Sokajin-teny | matoantenin' ny mpanao
|
| | Mivoaka be dia be na misesika betsaka: Injay manako moramora / toa ra mipololotra, / feo kely feno akora, / sady latsa mafy loatra (J.J. Rabearivelo) [1.1]
|
| Ohatra | Vilany nongo vao sy vilia bakoly fotsy no eo anoloany ary ratsan-kazo madinika maromaro mitsatoka an-jingakely no mipololotra midonan-tsetroka eo an-kaviany.
[2.470]
|
| Haiendriteny |
| Ny ankehitriny : |
mipololotra |
| Ny lasa : |
nipololotra |
| Ny hoavy : |
hipololotra |
| Filaza mandidy : |
mipololora |
|
|