|
|
|
|

Teny iditra miporitika (poritika)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
 Mifantsitsitra, mipariaka, mipitika hatraiza hatraiza
Mangovitry ny tahotra, rano an-dravina [1.1]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : miporitika
Ny lasa : niporitika
Ny hoavy : hiporitika
Filaza mandidy : miporitiha

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/05