|
|
|
|

Teny iditra mirahalahy (rahalahy)
Sokajin-teny mpamaritra
 Enti-milaza ny fifatoram-pihavanana misy amin' ny lehilahy roa na maro iray ray sy iray reny: Mirahalahy Rabe sy Rakoto [1.1]
 To be two brothers, to be brothers. If more than two are meant, the number must be expressed. [1.2]
 Who are brothers [1.7]
 être frères (entre hommes) [1.54]
 Qui sont frères [1.8]
Voambolana 
Ohatra 
1Dia lasa niakatrakatra izy mirahalahy, ka nandray ny bisikileta ary nitarika azy moramora niditra nankao amin'ny tanàna [2.324]
2Pataloha roa aman'olona sy satroka penjy iray avy koa, no nomeny azy mirahalahy sy azy mianadahy avy [2.470]
3Iny no fara fihaonanay mirahalahy [2.472]
Mpanahaka  mirahavavy

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20