| Teny iditra | miraika (raika) | ||||||||
| Sokajin-teny | matoantenin' ny mpanao | ||||||||
| Mirona, mitongilana: Miraika ity andry ity izany fa aza manakaiky eto [1.1] | |||||||||
| To bend, to incline, to lean. [1.2] | |||||||||
| To lean; to be stirred or moved [1.7] | |||||||||
| être penché, incliné; s'émouvoir [1.8] | |||||||||
| Ohatra | hatao tahaky ny vary an-doharano / tsofin'ny rivotra tsy mba miraika / mitanin'andro tsy mba malazo
[2.131] | ||||||||
| Haiendriteny |
| ||||||||
| Nohavaozina tamin' ny 2023/07/30 |
|