| Teny iditra |
miraikitra
(raikitra)
|
| Sokajin-teny | matoantenin' ny mpanao
|
| | Mipetaka, mifetaka: Tsy miraikitra tsara amin' ny valopy ny hajia Mifikitra: Aoka tsy hiraiki-po amin' ny zavatry ny tany [1.1]
|
| | To adhere, to stick to, to cleave to. [1.2]
|
| | To stick to something [1.7]
|
| | Se coller, adhérer [1.8]
|
| Ohatra | Ny akanjon' i Feno aza tantera-drano sy miraikitra amin' ny hodiny iny amin' ny lamosiny rehetra iny.
[2.472]
|
| Haiendriteny |
| Ny ankehitriny : |
miraikitra |
| Ny lasa : |
niraikitra |
| Ny hoavy : |
hiraikitra |
| Filaza mandidy : |
miraiketa |
|
|