|
|
|
|

Teny iditra miranirany (ranirany)
Sokajin-teny mpamaritra
 Sady maro no mitrikitriky: Mahia loatra ity zaza ity fa tsapa miranirany ny taolany [1.1]
 Long and sharp, as the blade of a knife or a razor. [1.2]
Ohatra Mangamanga ny tavany ary miranirany be ihany noho ny fahiazany. [2.470]

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/05