| Teny iditra |
miraotra
(raotra)
|
| Sokajin-teny | matoantenin' ny mpanao
|
| | Fiteny amin' ny biby mihinana ny ahitra na ny laingon-javamaniry eny an-tsaha: Miraotra ahitra erỳ avara-tanàna ny ombintsika Mihogo: Volo tsy miraotra akory no nentiny nivoaka fa efa maika izaitsizy izy [1.1]
|
| | Combed, brushed. [1.2]
|
| Ohatra | Miova kely ombieny ireny, raha mandalo tanimboly sy tanimbary, ireo dobon-tsondro sy omby miraotra lalovana.
[2.470]
|
| Haiendriteny |
| Ny ankehitriny : |
miraotra |
| Ny lasa : |
niraotra |
| Ny hoavy : |
hiraotra |
| Filaza mandidy : |
miraota |
|
|