| Teny iditra | mirehaka (rehaka) | ||||||
| Sokajin-teny | matoantenin' ny mpanao | ||||||
| Midera tena: Nanao soa ahy izy, nefa nirehaka loatra ka nahasosotra ahy indray [1.1] | |||||||
| Ohatra | Mirehaka izy, mamely tehamaina, manapoaka basy.
[2.472] | ||||||
| Haiendriteny |
| ||||||
| Teny iditra | mirehaka | ||||||
| Sokajin-teny | matoantenin' ny mpanao | ||||||
| [Bara] Miresaka, mamangy [1.78] | |||||||
| Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20 |
|