| Teny iditra | mirehoka (rehoka) | ||||||||
| Sokajin-teny | matoantenin' ny mpanao | ||||||||
| Mitrona (toy ny omby vonoina efa ho faty) Enti-milaza ny olona miala aina, izay mitrona mafy Mandrahona mafy amin-katezerana Enti-milaza ny voditongo-kiraro lany sady mivilana [1.1] | |||||||||
| Haiendriteny |
| ||||||||
| Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20 |
|