| Teny iditra | miremby (remby) | ||||||||
| Sokajin-teny | matoantenin' ny mpanao | ||||||||
| [Taisaka] Mihaza, mitady [1.78] | |||||||||
| [Tanala] Mitady, mikatsaka: Manisy akory lahamiremby raha an-tanamboay (ahoana no milatsaka zavatra an-tanana mamba) [1.78] | |||||||||
| Mitady haza, miambezo, mitampesona [1.1] | |||||||||
| Haiendriteny |
| ||||||||
| Nohavaozina tamin' ny 2023/01/05 |
|