|
|
|
|

Teny iditra mirenireny (renireny)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
 Mandehandeha etsy sy eroa tsy misy antony [1.1]
 To roam [1.32]
 To wander, to rove about [1.7]
 Rôder, vagabonder [1.8]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : mirenireny
Ny lasa : nirenireny
Ny hoavy : hirenireny
Filaza mandidy : mirenirene

Nohavaozina tamin' ny 2025/04/30