|
|
|
|

Teny iditra miretaka (retaka)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
 Mikoa, mirodana: Niretaka ny tamboho noho ny orana
Mipetraka na matory tsy afa-miarina, mihonaka: Miretaka eo am-pandriana ao izy indroa andro izao [1.1]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : miretaka
Ny lasa : niretaka
Ny hoavy : hiretaka
Filaza mandidy : miretaha

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20