|
|
|
|

Teny iditra miriotra (riotra)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
 Mihazakazaka mafy, mimaona: Niriotra ilay soavaly ka saika tsy voatanan' ilay mpitaingina azy
Mandeha haingana: Miriotra loatra ianao izany ka tsy azoko arahina [1.1]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : miriotra
Ny lasa : niriotra
Ny hoavy : hiriotra
Filaza mandidy : miriota

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20