|
|
|
|

Teny iditra mirodaka (rodaka)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
 Mandanilany foana, mitobatoba (mitovy amin' ny mandrodaka ihany) [1.1]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : mirodaka
Ny lasa : nirodaka
Ny hoavy : hirodaka
Filaza mandidy : mirodaha

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20