|
|
|
|

Teny iditra miroky (roky)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
 Tsy miteny mahitsy, tsy manonona tsara [1.1]
 To speak a dialect [1.7]
 Parler dialecte, patois [1.8]
Ohatra Basivava tsy mahay mikabary Marovatana
be tany tsy misy vokatra Avaradrano
mirebareba tsy misalaka landy Ambodirano
mirijarija tsy mihaingo Vakinisisaony
be kibo tsy manavy Vonizongo
be ohabolana miroky Vakinankaratra
fa ny Voromahery ihany no lohany
[2.131]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : miroky
Ny lasa : niroky
Ny hoavy : hiroky
Filaza mandidy : mirokia

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20