|
|
|
|

Teny iditra mirondrarondra (rondrarondra)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
 Mirazorazo, miraviravy: Mirondrarondra ny ravin' ny hazomalahelo [1.1]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : mirondrarondra
Ny lasa : nirondrarondra
Ny hoavy : hirondrarondra

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/05