| Teny iditra |
mirongo
(rongo)
|
| Sokajin-teny | mpamaritra
|
| | Misy vakana ny sisiny (lamba) [1.1]
|
| Haiendriteny |
| Ny ankehitriny : |
mirongo |
| Ny lasa : |
nirongo |
| Ny hoavy : |
hirongo |
| Filaza mandidy : |
mirongoa |
|
|
| Teny iditra |
mirongo
(rongo)
|
| Sokajin-teny | matoantenin' ny mpanao
|
| | Mitondra eny amin' ny tena: Mirongo fiadiana izy rehefa mivoaka [1.1]
|
| Haiendriteny |
| Ny ankehitriny : |
mirongo |
| Ny lasa : |
nirongo |
| Ny hoavy : |
hirongo |
| Filaza mandidy : |
mirongoa |
|
|
| Teny iditra |
mirongo
|
| Sokajin-teny | matoantenin' ny mpanao
|
| | [Tanala]
Mirandrana, manao volo [1.78]
|
| Voambolana |
|