| Teny iditra | misafontina (safontina (fontina)) | ||||||
| Sokajin-teny | matoantenin' ny mpanao | ||||||
| Mihodina miverimberina, miverina indray (zavatra efa lasa): Nisafontina indray ilay rivo-doza natao ho efa lasa tany an-dranomasina [1.1] | |||||||
| Used for mifontina [1.2] | |||||||
| Haiendriteny |
| ||||||
| Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20 |
|