| Teny iditra | misahondrahondra (sahondrahondra (hondrahondra)) | |
| Sokajin-teny | matoantenin' ny mpanao | |
| [1.1] | ||
| Ohatra | Ny tarehiny notarafin'ny hamenan'ny masoandro, ka hoatra ny volamena manganohano, ao anatin'ny volony misahondrahondra matevina sady lava, nigagan'izay rehetra nifanena taminy.
[2.324] | |
| Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20 |
|