| Teny iditra |
misakafo
(sakafo)
|
| Sokajin-teny | matoantenin' ny mpanao
|
| | Mihinana sakafo: Amin' ny firy ianareo no misakafo amin' ny hariva? [1.1]
|
| | To eat a meal [1.7]
|
| | Prendre un repas [1.8]
|
| Ohatra |
| 1 | antoandrotoandro ihany vao miarina ny maraina ary manara-po amin' ny torimasobe mahakamokamo, nony avy misakafo.
[2.470]
|
| 2 | Miara-misakafo izahay rehetra rahefa tonga izy.
[2.472]
|
|
| Haiendriteny |
| Ny ankehitriny : |
misakafo |
| Ny lasa : |
nisakafo |
| Ny hoavy : |
hisakafo |
| Filaza mandidy : |
misakafoa |
|
|