| Teny iditra |
misakelika
(sakelika (helika))
|
| Sokajin-teny | matoantenin' ny mpanao
|
| | Mitondra (zavatra) ao ambany helika: irỳ zazalahy misakelika boky irỳ ve zanakao? [1.1]
|
| | To carry under the arm. [1.2]
|
| | To carry under the arm; to escort a woman who holds one's arm [1.7]
|
| | Porter sous l'aisselle; escorter une femme en donnant le bras [1.8]
|
| Ohatra | Mody misakelika entan-kely izy manao izany, moa va tsy tahiry sarobidy tokoa ka atahorany ho voadona na sakain' ny mpangarom-paosy.
[2.470]
|
| Haiendriteny |
| Ny ankehitriny : |
misakelika |
| Ny lasa : |
nisakelika |
| Ny hoavy : |
hisakelika |
| Filaza mandidy : |
misakeleha |
|
|