| Teny iditra | misalehotra (salehotra) | ||||||||
| Sokajin-teny | matoantenin' ny mpanao | ||||||||
| Maimaika foana; sahisahy; miselontselona amin' ny raharahan' ny sasany: Iza no nilaza taminy hoe misalehora amin' ny zavatra tsy mikasika azy! [1.1] | |||||||||
| Haiendriteny |
| ||||||||
| Nohavaozina tamin' ny 2023/01/05 |
|