| Teny iditra | misalotra (salotra) | ||||||||
| Sokajin-teny | matoantenin' ny mpanao | ||||||||
| Mitondra salotra: Hitako misalotra Rangahy iny rehefa mianjaika Mitafy ilany kely izay tsy mahasarona ny tena manontolo: Nisalotra tapa-damba kely misoratra teny am-bozony izy Manao akanjon' olona, indrindra raha akanjon' olona ambony voninahitra noho ny tena: Sahinao ve ny hisalotra ny akanjo-na lietnà nefa ianao vao kaporaly? [1.1] | |||||||||
| To wear a vest [1.7] | |||||||||
| Porter gilet [1.8] | |||||||||
| Haiendriteny |
| ||||||||
| Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20 |
|