| Teny iditra | misandrahaka (sandrahaka (rahaka)) | ||||||
| Sokajin-teny | mpamaritra | ||||||
| Mirantsandrantsana, misampantsampana: Tsy misandrahaka firy io hazo io [1.1] | |||||||
| Same as mirahaka | |||||||
| Rayonnant. [1.13] | |||||||
| Ohatra | Toa fakan-kazo maina ireo lalan-drà lehibe sy kely misandrahaka amin' ny tenany.
[2.470] | ||||||
| Haiendriteny |
| ||||||
| Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20 |
|