|
|
|
|

Teny iditra misanehaka (sanehaka)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
 Misefosefo sy sempotra, miehakehaka, tsy avy miaina: Nihazakazaka izy ka nisanehaka [1.1]
 To pant [1.2]
 Être essouflé, haletant
Être outrecuidant [1.3]
  [Bezanozano] sempotra [1.78]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : misanehaka
Ny lasa : nisanehaka
Ny hoavy : hisanehaka

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20