| Teny iditra | misantatra (santatra) | ||||||||
| Sokajin-teny | matoantenin' ny mpanao | ||||||||
| Manao namampiasa na mihinana zavatra (vary, voankazo...) vokatra voalohany: Ianao izao no hisantatra iny elo vao novidiko iny ~ Omaly izahay no nisantatra ny vary vokatra tamin' ity taona ity [1.1] | |||||||||
| To taste the first-fruits [1.7] | |||||||||
| Manger les prémices du riz; débuter [1.8] | |||||||||
| Haiendriteny |
| ||||||||
| Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20 |
|