| Teny iditra | misarangotra (sarangotra) | ||||||||
| Sokajin-teny | matoantenin' ny mpanao | ||||||||
| Mamikitra mafy amin-javatra na olona noho ny tahotra hianjera na noho ny tsy fitiavana hisaraka aminy: Natahotra Ibalita kely ka nisarangotra tamin-dreniny [1.1] | |||||||||
| To try to scramble out of a hole by clawing the sides, etc. [1.2] | |||||||||
| Haiendriteny |
| ||||||||
| Nohavaozina tamin' ny 2023/01/05 |
|