| Teny iditra | misarika (sarika) | ||||||||
| Sokajin-teny | matoantenin' ny mpanao | ||||||||
| Misintona zavatra ohatra ny maka ny tsiratsiraky ny vatan' akondro Misintona zavatra mba hivoaka na hanaraka ny tena, manintona, mitarika, mandroritra: Misarika olona amin' ny sandriny Mitondra... ho amin' ny: Ny hilazako izany dia mba hisarika ny sainareo amin' ny [1.1] | |||||||||
| To pull; to snatch; to make the drawing of the lottery [1.7] | |||||||||
| Tirer; enlever avec la main [1.8] | |||||||||
| Haiendriteny |
| ||||||||
| Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20 |
|