|
|
|
|

Teny iditra misariko (sariko)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
 Manozona, manompa: Aza misariko olona tsy naninon-tsy naninona anao [1.1]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : misariko
Ny lasa : nisariko
Ny hoavy : hisariko
Filaza mandidy : misarikoa

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20