| Teny iditra | misary adala (sary, adala) | |
| Sokajin-teny | kambanteny | |
| Fitokoavana | Teny na kambanteny hita ao aminy: tiafatratra | |
| Ohatra | Ory ny fon-dreny mahita izany, nefa moa setrain' ny ditran-jaza nateraka ka na dia te ho hendry aza dia misary adala ihany indraindray.
[2.470] | |
| Nohavaozina tamin' ny 2013/11/07 |
|