Teny
Fitenim-paritra
Fototeny
Rakibolana
Sary
Takila fandraisana
Anaran-tsamirery
Voambolana
Sampanteny
Fitsipi-pitenenana
Bibliôgrafia
Mpiara-miasa
Eva
Sokajin-teny
Ohabolana
Lahatsoratra
Habaka
Fanontaniana
Fivaditsoratra
Singana/Kambana
Fafana sy Tsanganana
|
|
|
|
Teny iditra
mi
sa
troka
(
sa
troka
)
Sokajin-teny
matoantenin' ny mpanao
Manao satroka
[
1.1
]
To wear a hat or other headgear
[
1.7
]
Porter chapeau
[
1.8
]
Ohatra
1
Indro nisy lehilahy avo vaventy efa zokiolona, zarazara hoditra,
misatroka
volotsangana sady manao palitao fotsy sy pataloha mainty, ary mikiraro mainty, arahin'ny mpanompo vitsivitsy.
[
2.324
]
2
Ary izay meloka amin' izao dia tsy mitafy lamba fotsy ary tsy
misatroka
, ary hasiana marika ny handriny.
[
2.48
]
Haiendriteny
Ny ankehitriny :
misatroka
, misatro-
Ny lasa :
nisatroka, nisatro-
Ny hoavy :
hisatroka, hisatro-
Filaza mandidy :
misa
tro
ha
Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20