|
|
|
|

Teny iditra misavasava (savasava (sava))
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
 Manala na mampihataka izay manelingelina: Tsy maninona aho akory fa misavasaua ny raviny hahitana ny fotony [1.1]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : misavasava
Ny lasa : nisavasava
Ny hoavy : hisavasava

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20