| Teny iditra | misento (sento) | ||||||||
| Sokajin-teny | matoantenin' ny mpanao | ||||||||
| Mandefa sento: Misento lava io mahantra io Miato kely: Nisento kely izahay nony tongateo an-dohasaha [1.1] | |||||||||
| To sigh; to sob [1.7] | |||||||||
| Soupirer, sangloter [1.8] | |||||||||
| Haiendriteny |
| ||||||||
| Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20 |
|