|
|
|
|

Teny iditra misesika (sesika)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
 Misy sesika: Misesika horompotsy io kidoro io ka asa raha ho tianao
Feno: Misesika ny entana ny efitrano ka tsy misy hidirana intsony
Mirohotra miditra na mitsofoka an-keriny: Nisesika niditra tao an-trano fianarana ny ankizy
Mihinana be ambosika, na terena hihinana toy ny vorona afahy: Loza raha hisesika katsaka io ganagana io [1.1]
 To enter by force [1.7]
 Entrer par la force [1.8]
Ohatra Kidoro jiafotsy misesika mololo no fandriana niraisany ary bodofotsy iray efa misy tampitampina no nirakofany. [2.472]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : misesika
Ny lasa : nisesika
Ny hoavy : hisesika
Filaza mandidy : miseseha

Teny iditra misesika
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
  [Sihanaka] Manerana [1.78]

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20