| Teny iditra | misetry (setry) | ||||||
| Sokajin-teny | matoantenin' ny mpanao | ||||||
| Mivaly: Raha tsy misetry eto an-tany ny ratsy atao, tsy maintsy misetry any an-koatra [1.1] | |||||||
| Haiendriteny |
| ||||||
| Teny iditra | misetry | ||||||
| Sokajin-teny | matoantenin' ny mpanao | ||||||
| [Taisaka] Mitsoboka [1.78] | |||||||
| Teny iditra | misetry | ||||||
| Sokajin-teny | matoantenin' ny mpanao | ||||||
| [Taisaka] Manao antsitrika [1.78] | |||||||
| Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20 |
|