| Teny iditra | misingotra (singotra) | ||||||
| Sokajin-teny | matoantenin' ny mpanao | ||||||
| Voafatotra: Voafingan' ny fandrotrarana aho ka lavo, toy ny nisingotra iny ny tongotro Voarain' ny tadivavarana, voan' ny amparapaingo: Nisingotra ilay vorona ka tsy afaka nikopoka Sahirana mafy azon' ny: Misingotry ny volan' olona Rakoto [1.1] | |||||||
| Haiendriteny |
| ||||||
| Nohavaozina tamin' ny 2023/01/05 |
|