|
|
|
|

Teny iditra misobilatra (sobilatra)
Sokajin-teny matoanteny na mpamaritra
 Misompirana, misolila: Misobilatra ity hazofisaka ity [1.1]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : misobilatra
Ny lasa : nisobilatra
Ny hoavy : hisobilatra
Filaza mandidy : misobilara

Nohavaozina tamin' ny 2013/05/13