|
|
|
|

Teny iditra misokàka (sokàka)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
 Tsy miady tsara fa misokatra ny zorony: Tsy mahay mandrafitra mihitsy izay nanao ity latabatra ity; jereo fa misokaka ny zorony rehetra
Mitanatana vava raha mahita zavatra mahavariana, kidaladala: Zazalahy misokaka lahy Ibalita kely ity ~ Misokaka izy rehefa mahita fiarakodia goaibe [1.1]
 Misokatra kely [1.13]
 être disjoint, entr'ouvert, béant, niais [1.3]
 Entrebâiller [1.13]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : misokaka
Ny lasa : nisokaka
Ny hoavy : hisokaka

Nohavaozina tamin' ny 2025/08/05