|
|
|
|

Teny iditra misokatrika (sokatrika)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
 Miharihary ho hita tsara eo anoloana, miatrikatrika tsara raha mipetraka [1.1]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : misokatrika
Ny lasa : nisokatrika
Ny hoavy : hisokatrika
Filaza mandidy : misokatreha

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/05