| Teny iditra | misomarototra (somarototra) | ||||||
| Sokajin-teny | matoantenin' ny mpanao | ||||||
| Manao raharaha maimaika, miomana amim-pifaliana sy miheninkenina hanatrika fotoana: Misomarototra ny mpianatra rehetra fa hiarahaba ny talen' ny sekoly tonga fety [1.1] | |||||||
| Haiendriteny |
| ||||||
| Tovy hevitra | misomarodoka | ||||||
| Nohavaozina tamin' ny 2023/01/05 |
|