| Teny iditra | misomebiseby (somebiseby (sebiseby)) | ||||||
| Sokajin-teny | matoantenin' ny mpanao | ||||||
| Falifaly miheninkenina etsy sy eroa [1.1] | |||||||
| Ohatra | Misomebiseby sy misomariaka amin' izany daholo ny mpiray tanàna sy ny manodidina;
[2.470] | ||||||
| Haiendriteny |
| ||||||
| Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20 |
|