|
|
|
|

Teny iditra misompatra (sompatra)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
 Manao izay hahavoa ny sasany: Misompatra namana Ibalita ka tsy misy tia azy ny namany
Manimba zavatr' olona noho ny haratsian-toetra fotsiny izao: Tsy tsara ny misompatra volin' olona [1.1]
 To do wanton damage [1.7]
 Saboter, détruire par vandalisme [1.8]
 Voir manompatra [1.6]
Ohatra 
1Fandidiana mantsy ny savatsy, mihatra aman'aina ka ilana fitandremana fatratra sao misy fahavoazana na misy misompatra amin'ny ody ratsy. [2.606]
2Ny finoana no ahalalantsika kristianina fa misy ireo fanahy tsara sy fanahy ratsy atao hoe anjely sy demony: tena elanelan' ny tany sy ny lanitra izy ireo, fa tsy biby tsy olom-belona ary tsy Andriamanitra, fa ny anjely mitahy antsika ary ny demony misompatra antsika. [2.296]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : misompatra
Ny lasa : nisompatra
Ny hoavy : hisompatra
Filaza mandidy : misompara
Tovy hevitra manompatra

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20