| Teny iditra |
misondrotra
(sondrotra)
|
| Sokajin-teny | matoantenin' ny mpanao
|
| | Mitombo, mihalava, mihalehibe: Misondrotra haingana ity zanakazo ity izanysondrotra ny rano tamin' ny fahavaratra farany tao ~ Nisondrotra ny rano tamin' ny fahavaratra farany tao Mitombo vidy, mihalafo: Misondrotra ny vidin-kena Miakatra ambony, misavoana: Nisondrotra teny amin' ny habakabaka ilay sarim-papango ~ Nisondrotra teny ambonin' ny tafontrano ny lelafo Miakatra voninahitra, lasa ambony: Nisondrotra ho tale, hono, Rakoto ~ Nisondrotra noho ny fianarana ny zanakao [1.1]
|
| | Miakatra, mitombo [1.13]
|
| | S'élever; augmenter [1.13]
|
| | Former ses épis pour les céréales [1.196]
|
| Ohatra |
| 1 | Eo an-tampon' ny havoana kely misondrotra eo an-tsisin' ny tany lemaka no misy azy.
[2.587]
|
| 2 | Tsy maninona anefa izany, ekenay an-tsitrapo, raha mba misondrotra sahala amin' ny zanaky ny olona ialahy.
[2.472]
|
|
| Haiendriteny |
| Ny ankehitriny : |
misondrotra |
| Ny lasa : |
nisondrotra |
| Ny hoavy : |
hisondrotra |
| Filaza mandidy : |
misondrota |
|
|