| Teny iditra | misoritra (soritra) | ||||||
| Sokajin-teny | matoantenin' ny mpanao | ||||||
| Misy tsipika miavaka: Nisoritra teny amin' ny handriny ny havizanana [1.1] | |||||||
| Ohatra | Havizanana no hita misoritra avy hatrany amin' ny tavany;
[2.470] | ||||||
| Haiendriteny |
| ||||||
| Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20 |
|